4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Summertime - Tyx. R

             Summertime



Dia tonga indray ilay andro

Ilay andro hifaliana

Iarahantsika n’aiza n’aiza

Tsy misy halaelo

Fa feno fitsikina

Feno masoandro hitondra maraina

Ka hadinoy ireo sorisory rehetra

Izay rehetra mampiady saina

Miaino hira mampifalifaly

Satria ao no ahitana

Izay ilaina



REF : Summe, summer, summertime

          Andao andihy

          Iara hiufaly

          Summe, summer, summertime

          Andao andihy

          Hifankatia



Ny ho avy mbola tsy hay

Aleo manararaotra

mifalifaly fa ny andro fety

Apoay ny tavoangy

Analana hetaeta

Mihirahira tsy misy fetra

PONT

REF:

RAP

REF



Parole : Tyx RAZANAPARANY

             Hoby RAJAONAH



Muzik : Tyx RAZANAPARANY

          

Partager summertime

Commenter summertime

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tyx. R