4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mila namana - Tyx. R

                        Mila namana



Raha mila namana aho

Ho eo ve ianao

Hiaraka amiko

Anao izay mahasoa



Raha mila namana aho

Eo ve ianao

Hiaraka amiko

Ampitiavana sy am-po



    Raha hoe tsy eo ianao

    Tsy hoe very aho akory

    Fa raha eo ianao

    Tsy misy ma-hory

    

REF :  Mila namana

           Mahafinaritra

           Te iaraka

           Sy mitambatra

           Mila namana

           Mahafinaritra

           Te iaraka

            Tsy akanavaka.....



Raha mila namana

Dia ho avy aho

Hitondra hafaliana

Hitondra fitsikiana



Raha mila namana

izao tsy anavaka

Na bandy bandy ianao

Na koa mpivavaka..



PONT

REF :



Parole et Muzik:  Tyx. R

Partager mila namana

Commenter mila namana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tyx. R