4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mampifilafila - Tyx. R

Tsy hoe tsy tiako ianao

Fa mahafinaritra ahy

Fa ny fombafombanao

Mampisalasala ahy

Heverinao fa hoe,

Tsaratsara bika ianao

Sady hoe manja be

Dia ho tara aminao aho

          Fa tsy niraika aho

          Niraika aminao

          Na dia hoe nanaitra ahy aza ianao

          Raha revenao aho

          Dia omeo ahy

          Ilay fahantsoram-panahy





NA TIA, NA TSY TIA

F’AZA MAMPIFILAFILA

LAZAO TSOTRA IZAO

IZAY AO AM-PONAO





Andramanao daholo

Izay hampirehitra ahy

Manararaotra ianao

Ny misafosafo ahy

Aza maimaika ianao

Fa misalasala ahy

ay! ay ! ay ay

Haiko fa revenao koa aho





   Pont:

  

                   REF:

      

      RAP:

Parole et Musik:

Tyx. R

Partager mampifilafila

Commenter mampifilafila

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tyx. R