4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy hay - Ambondrona

Mody tsy mijery
Hay ianao mahita azy ihany
Be ny tiany ambara
Nefa tsy sahy nilaza
O!ô!ô

Ny ambom-ponao koa
Izay no tonga aloha
Mampifila kely
Mba ho matotra ny tena

Bridge:
Tsy norahariny ianao
Ka narary
Nefa mila azy ianao
Ho namana
Miandry azy angaha
O!ô!ô!

Fiverenana:
Tsy hay intsony koa
Zay resaka taloha
Na iray aminareo
No tsy anome ny fo
Ny azy hono hoe
Mbola misy toerana

Mody tsy miteny
Ny fihetsikao no namboarina
Dia nitsikitsiky,toa maka fanahy
sintoninao mihintsy ny fo
sao tsy azonao intsony
Menatra angaha hoe maja lehilahy

Partager tsy hay

Commenter tsy hay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite