4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rakala - Ambondrona

Nankaiza indray ianao Rasoa no tsy hita an-tanàna
Nivarotra entana ve sa nandeha nanala azy
Mba gagagaga ihany aho mantsy raha niodina tany
Nahita anao sy ilay pata be nankany dia tany

Mitetika harena ve sa
Mba manala azy
Ny vola sy harena anie ka
Matetika manimba saina

Mitandrema ianao
Sao solafaka
Jereo ny namanao
Tsy mba manao ny toy izao

Ilay bandikelinao iny ve mba kôpy am'zany
Matetika izy mantsy anie no mba manontany
Nankaiza foana rakalakely iny fa te hahita azy aho izany
Hay ianao sy ilay pata be mbola nirevy tao ambany

Partager rakala

Commenter rakala

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite