4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nivadika - Ambondrona

Lasa aiza izy teo no taratasy sisa
No hany napetrany f'izy tsy hiverina intsony
Nilaozany mantsy ny akanin'izy roa
Ka foana ny rehetra fa vovoka sisa mitoetra.

                         ref: Nangina izy ho'aho (nanala ny alina)
                                 Nivadibadika (Niandry ny mazava)
                                 Kanefa ny aizina ity mbola ho lava

                                 Manantena koa (Niandry ny maraina)
                                 Rehefa hifoha (Ho tonga ny andrandraina)
                                 Ho tapitra hatreo ny sento sy ny taraina.

Nidify izy mantsy sy mafy loha
Ka raha vao hanarina dia miseho ho be hambo-po
Sakaizan'ny alina sy ny tavohangy
Tofokin'ny tebitebiny anao sy ireo revirevy.

      Pont:
               Koa hafa indray, ny tantarany
               Izy indray izao no miandry ny olon-tiany.

                               ref: Mangina izy ho'aho....

Partager nivadika

Commenter nivadika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite