4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misy fetrany - Ambondrona

                               Misy fetrany

Hatramin'izay aho nangina tsy niteny
Nandefitra tsy namaly aho
Matetika aho no nilaza fa tiako ianao
Nefa indraindray toa araraotinao

Ho ahy sy ho anao no andeferako hatramin'izao
fa tsy hoe sanatria tsy sahy aho
Ny eso-teninao atsaharo @ zay
Rehefa tsy miteny ve dia ataonao ireny?

Fa dify angamba ny fetran'izany
Matoa aho miteny, tsy zakako ireny
Ny eso-teninao atsaharo @ izay
Rehefa tsy miteny ve dia ataonao ireny
Menomenonao lanjalanjao
Rehefa tsy tianao dia avelao aho

Fa dify angamba......

Partager misy fetrany

Commenter misy fetrany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite