4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ngôma - Ambondrona

Ngôma, ngômangôma anao zaho
Ngôma, mahatsiarotsiaro anao
Ngôma, ngômangôma anao zaho
Ngôma, mahatsiarotsiaro anao
Akory atao (x2)

Iny fa lasa ianao
Lasa ka nandao
Any ianao tsy hiverina intsony
Ka izaho irery sisa
No hany mitanisa
Ireo tantara rehetra vitanay

Rehefa hariva
Mitamberina ato an-tsaiko
Reo zava-bitantsika rehetra hatrizay
Tena milay

Ngôma, ngômangôma anao zaho
Ngôma, mahatsiarotsiaro anao
Ngôma, ngômangôma anao zaho
Ngôma, mahatsiarotsiaro anao
Akory atao (x2)

Iny fa lasa ….

Rehefa hariva …

Ngôma, ngômangôma …

Interlude

Rehefa hariva …

Ngôma, ngômangôma …

(Mboux/Mboux)
Ambondrona (Tohizo ihany – Album 4)

Partager ngôma

Commenter ngôma

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite