4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ho mandrakizay - Ambondrona

avelao hanaraka anao
hanadratra avo ny anaranao 'zay tato am-poko hatrizay
ka raha sendra sarotra indraindray
eo foana ianao ry Ray
ampy hanazava, hitari-dalana ahy

ref; na ho mafy aza ny fiainana iainanay ety
dia dia tsy hampanahy, f'ianao hanarina ahy
hatramin'izay aho, tsy nanao 'zay sitraponao
ka ny androko sisa atokako ho anao

tsy hary anie aho, ny fiainako tsy ampy
hanandratrandratra ny anio sy ny ho avy
zay zary hitarainana
efa ato foana ianao hatramin'izay ka hatramin'izao
soa ihany hanampy ahy, Tompo o! nahatoy izao ahy

ref: ...

reo namana sy ny manodidina ahy
hanompo anao
raha mbola eto an-tany hatrany an-danitra any

"mandrakizay, ka raiso ho anao ry Ray
hanompo anao ny tenanay ny fonay
hanompo anao ka tahio ry Ray
ny fahazavanao

Partager ho mandrakizay

Commenter ho mandrakizay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite