4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Havaoziko ny " eny " - Ambondrona

Na dia fantatro aza fa...
Efa any aminao any
Ity fitia nolalaina nifampizarana
Dia...
Indro hamafisiko indray ho an'ny ampitso rahatrizay
Hamoa izay novolena ho koloina ny efa nekena

Tsy an-tery ny ahy fa feo sy bitsiky ny fo
Hanome aina indray
Hamoa ny soa taloha
REFRAIN : Havaoziko ny eny
Izay notanako
Anampiako ny teny
Ef'iny ny foko
Omeko amangina
Aharitra hatrany
Fitia : " nfaliana " , indraindray " tomany "

Izay vita no tantara
Ny ahy iriko ts'isy fara
Fa mbola hitohy
Tsy hifankafohy
Dia...
Toy ireny vao niandoha
Isan'andro , isan'ora
No anehoko fitia na maraina na ny hariva
Manina foana malahelo
Te hifanila hatrany
Tsy hangatsiaka irery
Nilaozan'ny afanana
REFRAIN : ....

F'izaho ho eo ihany..
Ho tanako ny teny
Ny foko efa nomeko yeah yeah...
HAVAOZIKO NY " ENY '

Partager havaoziko ny " eny "

Commenter havaoziko ny " eny "

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ambondrona

Suite