4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Zao dia tia - Kyrone

efa fantatrao ilay ao anatiko ao mangina tsisy anao toy ny mandihy tsisy mozika mino koa zaho fa toa ahy ianao hifameno koa antsika tsy hifanary santria mamiko ianao sitrako ianao izaho tsy hamela hangatsika ilay fitiavantsika mamiko ianao sitrako ianao izaho tsy hamela angatsika ny fitiavantsika

ref: ny momba anao rehetra izaho dia sy mankafy fitia tsy misy fetra izaho dia tia sy mankafy tsy foiko hialana izaho dia tia sy mankafy akaiky anao anao tiko

efa fantatrao ilay ao anatiko aho mangina tsisy ianao toy ny mandihy tsisy mozika mino koa zaho fa toy ahy ianao hifameno koa antsika tsy hifanary sanatria mamiko ouh ouh ,sitrako ouh ouh izao tsy amela angatsika ilay fitiavantsika

ref: .........
ouh ouh eeh an an an an mamiko mamiko
sitrako sitrako izaho tsy amela angatsika ny fitiavantsika
ref:......

izaho dia tia sy mankafy

Partager zao dia tia

Commenter zao dia tia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kyrone