4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Diso fiantefa - Kyrone

rehefa iny aho vao mifoha ka mijery ila sarinao
toa reko foana ny ato am poko mintempo ho anao tadidiko avokoa ireo ireo sento sy toreo dia ireo izay niarahana fahiny hatram'izay
ref:
lay fahatsiarovako anao hatramin'izay toa reko foana miatamberina ato an tsaiko dia ilay fitiavana diso fiantefa fitia voarara izay no anajra fa diso toerana tokoa ilay fitia dia ilay fitia izay natolotrao ho ahy tsy ho oe sanatri sangisangim pitia ay ianao mody tia izaho anefa tia tena tia.........

nony taty aorian kely tonga indray ianao hamafa ireo alahelo nanageja,efa tara loatra anefa izan fampiononanao k'aleoko ionona amin'izao toy izay ampijalinao aho
ref:...........

tsy ho adino ireo natao tsy ho voafafa mintsy ianao fa miraikitra ao am poko ianao
ref......

Partager diso fiantefa

Commenter diso fiantefa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kyrone