4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ampy izay - Kyrone

nandatsa ahy naneso ahy izay no mba nomenao ahy ho valiny ilay fitia natolotro izay rehetra azo atao hanamafy ilay fatoratsika nefa dia nolavinao izao nanao izay mety ho anao ny amiko rehetra nafoiko anao ho anao ho anao
ref: ampy izay ireny fandeferako ireny, aok'izay ireo fijalina niseho aleo samy andeha am'izay tiany ihany ampy izay ireny fandeferaku ireny aok'izay ireo fijalina niseho sady izaho efa leo anao ka ampy izay

ny fianako aleo tsisy azy fa manome ratram po ho ahy irery ka aleo ijanona any izay no efa vita tantara sisa nofy nandalo toy ny iainantsika sy ianao avadika ho pejy vao izaho nanao izay mety ho anao ny amiko rehetra nafoiko anao ho anao
ref:

Partager ampy izay

Commenter ampy izay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kyrone