4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vady masiaka - Simon R

VADY MASIAKA



Ny masonao

Toa ratsy fijery

Misy tsy azoazonao

Tsy laitran’ny vavoninao



Sa tezitra ianao

Na koa sorendrena

Toa masiaka be ianao

Ny vadinao tsy mahateny





Raha izaho no ataony izany

Ho tambatambazako ihany

Fa raha tsy mety izy

Dia avelako any





Indray andro izay

Tsaroaka tsara izay

Nisy namana tonga

Tsy nampoizinao



Dia tezitra ianao

F’izy tsy nampandre anao

Dia nanalànao teo I

F’izy anefa dia miafy hatrany





                                                         Simon R








Partager vady masiaka

Commenter vady masiaka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Simon R