4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Omby adàla - Simon R

OMBY ADALA





Loza mihitsy

F’ity adalàn’ny olombelona

Biby tsy manna-tsiny avy

No fitahiny

Fa tapi-pahaizana

Sy fahalalàna

Ka tsy misaina

Misaina lalina ho vokatr’izany



Nofohanan’ity kaly

Fanome tao am-bàla

Nosoloin’ity sakafo

Mahalasa adàla

Ny rehetra ao am-bàla



Misy omby adàla

Izany no malàza eto an-tanàna

Misy omby adàla

Mahalasa adàla

Ny zanaka amam-para



Vokatr’izany

Izany adalàn’ny olombelona

Hen’omby tiana avy

No hositahiny

Fa toa miteraka

Aretin’an-doha  tsy hay tsaboina

Ka mampatahotra

Ny ao ambany lanitra





                                                        Simon R




Partager omby adàla

Commenter omby adàla

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Simon R