4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ventson'ny kamboty - RABERANTO

Mahatsiaro anao ry dada ô,ireto maminao re
Mifaly mikorana,mitafy ranomaso
Fitiavanao ry neny, tsy misy mahasolo
Masiaka dia masiaka, kanefa be ronono.

fiv :
Dada ô, neny tiako e
Nahoana dia nilaozanao re
Mangina e, mangina ny akany kely
Mandria am-piadanana ianareo.

Mafy anie ka mafy ny nilaozanareo
Laha-janahary izao ka hozakaina ihany
Mipitrapitra irery ireto maminao re
Nofy ihany sisa no hiantana alahelo.

Partager ventson'ny kamboty

Commenter ventson'ny kamboty

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RABERANTO