4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vavaka - RABERANTO

Na lavitra aza ianao ataovy sary antsaina

Dia anoloanao fa tsy voafihinao



Ny foko mitomany, tsy afaka mankany

Ny hasiko no alefa mba hiantefa, mba hiantefa



Hivavaka aho amin'i Ray, mba ahatonga antsika iray

Lahatra ny azy vinavina no ety, hivavaka ho anao



Hivavaka aho amin'i Ray, mba ahatonga antsika iray

Lahatra ny azy vinavina ny ety, hivavaka aho ho anao

Hivavaka ho antsika



Ny fitiavako ry tiana,toa tantely mitady mamy

Ka aiza no ahitako izany, raha tsy aminao, any aminao



Matahotra aho satria, sao tsy haniry ity hazo ity

Ka ho aiza ra-tantely, lasa indray hitady mamy ery



Hivavaka aho ...

Partager vavaka

Commenter vavaka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RABERANTO