4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raiko ô - Ny Aleloia Anosisoa

Raiko ô fantatrao ny halemeko

Tsisy miafina aminao ny hadalako

Nefa inoako fa tsy hamela ahy ho irery

Raha ianao Ray be famindram-po



Menatra aho raha toa

Ka ianao no hantsoiko izao

F’izao ilay nania teo aloha

Nefa iriko ny ho anilanao

Ilay mpampahery ahy ety



Mendrika ahy ve ny hiantso anao

Hitalaho sy hifona aminao

Noho ny heloka sy fahotana

Izay nataoko teo imasonao

Partager raiko ô

Commenter raiko ô

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Aleloia Anosisoa