4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mitoera aminay - Ny Aleloia Anosisoa

Torovandrovana ery

Ny fo sy saina

Raha manalavitra anao

Ry Tompon’aina

Aza hilaozanao

Ity foko kely

Fa mba maniry

Ny hiara-mitoetra

Eo anilanao



Tena mahantatra sy ory

Izay tsy misy anao

Tsy misy anao Tompo ô

Ry Tompo tia ô

Tretrika tokoa izay honenanao

Ka mitoera aminay

Ry Ray malala ô

Ho herinay sy tanjakay

Partager mitoera aminay

Commenter mitoera aminay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Aleloia Anosisoa