4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ngidy - Nanie

Tsisy tsaroako ireo taloha

Nandalo no sady niserana

Ny ahy ny tavela

Ny ratsy avokoa

Ny mamy tsy nisy niverina

Fa lasanao



Ref: Amelao

     Anajanony na ho sombiny aza

     Na dia hoe ny feonao sisa reko (2X)

     Fa tia



Ny vita anie hono fitadidy

Hieverana ny mety ho avy

Ny faran’ny antsika

Toa nangidy

Ny tsara lasa nanaraka azy

Nanjavona



Ref: Amelao

     Anajanony naha ho sombiny aza

     Na dia hoe ny feona sisa reko

     Fa tia

(amelao, amin’ny fiainana)

Partager ngidy

Commenter ngidy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nanie