4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy ho ahy ianao - Nanie

Indraindray misy teny tsy tsaroana

Mandrotika aina mankarary fo

Fiteny mamy zary ompa sy ozona

Latsaka anaty ao am po

Nefa atao ahoana moa

Satry tokoa isika roa

Ho tafara dalana indray izaho sy ianao

Hifandao tsy ho ahy  ianao



        Toa tsy mba adala,fihevitrao toa fihevi-jaza

        Mahalasa saina mahavaky loha

        Fitia voarara fitia voahozona

        Marary anaty tokoa,nefa atao ahoana moa

        Satry tokoa isika roa

        Ho tafara dalana indray izaho sy ianao

        Hifandao tsy ho ahy ianao

















        

Partager tsy ho ahy ianao

Commenter tsy ho ahy ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nanie