4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mpivahiny - Nanie

Mpivahiny indray
No hiantsoko anao
Satria mpandalo
Tsy mijanona
Hiara-mikalo

Sary foana izao
No ho namanay
No sisa mangina
Mamanala tsy misy
Hafaliana
Jiro kely mitsilopy

Faniriany ny hijanona eto
Hatry ny ela
Nefa vosakan'ny zava-misy
Tsy ho tavela
Raha ny tiany izy
Tsy hiala teto
Indrisy anefa
Mpinamana hafa koa
Mbola misy tsy ahy irery

Any andro iray
Zay fotoana izay
No ho mamy indrindra
Hifanena ilay
Ela tsy hita
Hira ho tsarotsaroiny

Faniriny....................

Hiato tsy hitempo
Angamba ny fony
Amin'izay andro izay
Lasa avokoa zay
Fisaonan'ny fony
Ny ora aza hitsahatra
Tsy handeha,tsy hihadina ihany
Foana ireo nampijaly taloha.

Nanie

Partager mpivahiny

Commenter mpivahiny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nanie