4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Antsoy ny anarako - Nanie

raha sendra tojo alahelo

raha toa ka mamelovelo

andramo antsoina (3x) ny anarako

antsoy ny anarako(2x)

faha ho avy aho

andom-baravarana

hizara hasambarana



raha toa ka tsy ampy fitia

misalasala ny dia

andramo antsoina (3x) ny anarako

antsoy ny anarako (2x)

fa ho avy aho

hivimbina fitiavana

ho anao



nefa mba tiako ho fantatrao

fa izaho dia miantso anao

isanandro vaky zao

vita hira ny anaranao

sainga am-poko fotsiny any

noho hiantsoko anao

manjary atramin’izao

tsy tonga ianao ka



raha toa ka tsy ampy fitia

misalasala ny dia

andramo antsoy (3x) ny anarako

antsoy ny anarako (2x)

fa ho avy aho

hivimbina fitiavana

ho anao

Partager antsoy ny anarako

Commenter antsoy ny anarako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nanie