4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mamo - Henri ratsimbazafy

            

            Indro ange tazano         
            'lay tovolahy fa mamo,   
            mandroroa fijery            
            sy toa niiteny irery,    .
            
            kanefa dia mikiry
            hanairina ny tena
            na efa impiry impiry
            no hita fa mivena

1
Izaho anefa tsy mba zatra
misotro loatra akory
fa saingy indrisy rnisy ratra
sy sento mampahory.
Ho tsoriko aminao ny marina
mikasika ilay tiako,
izay nokasaiko ho ampankarina
ka indro novangiako,
kinanjo olon-kafa
no hitako nitafa,
nitositosy taminy
ka hitako fa maminy...

il
izaho anefa miasa mafy
na dia kely karama,
ary isan'andro izao miafy
iadanan-dry Madama.
Rahia sendrasendra ka tsy manana
na dia sigara iray
mangataka amin'ireo namana
mba s itrany ahay ;
anio faran'ny volana
no hany tsisy olana,
mba afaka midola
satiia mba misy vola...

Re£
Ka toaka no sotroiko
fa mamo koa ny foko,
mamom-pijaliana
navadik'ilay tiana.

Partager mamo

Commenter mamo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Henri ratsimbazafy

Suite