4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsotra ihany - Lalatiana

Isaky ny alina izao

Tsy tsaroako ny hatsiaka

Fa manonofy anao

Sy ny fitiavantsika



Vao maraina indray ny andro

Ny hankany aminao ny saiko

Izay rehetra jereko

Ahitako ny endrikao



Ny vohary manodidina ahy

Ny feo mandravaka izany

Tiako mba hiainanao

Ho tantaraina aminao



Toy ny masoandro ato an-tsaiko

Hy hazavana nentinao

Hy aingam-panahy hany ilaiko

Tsotra ihany ianao

Partager tsotra ihany

Commenter tsotra ihany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalatiana

Suite