4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Avelao - Lalatiana

Aza lany andro miteny ahy
'Zaho tsy miova fa tia azy
Fa sao lazainao vazy2
Tsy anio ihany fa ho doria

Hoy ianao izy anie maditra
Toa tsy misaina anao akory
Ny alina izy tsy natory fa dia nilalao fitia

Avelao aho sy ny fitiavakao hiara-ho faty
Fa na marina aza izay lazaina
Tsy maninona fa aleoko ihany miaritra anaty fitiavana lalina ka avelao

Hoy ianao hoe izy anie maditra
Toa tsy misaina anao akory
Ny alina izy tsy natory fa dia nilalao fitia

Aza tantarainao ny adalany
Ny toetrany tsy tantinao
Tsy mampaninona ahy izany
Tiako izy ampy izay

Partager avelao

Commenter avelao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalatiana

Suite