4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Namako - Lalatiana

tiako raha ianao
satriko toa anao
ny namako rehetra
tsotra sady tsara fo sy fanahy
toetran'olona maro
no tiako toy ny anao
mahamalifaly, mahay andefitra ho ahy

ref : saingy indrisy
sarotra izany
fa tsy ho aiko
ny hanova azy ireo
soa fa nisy
namako iray
tokana ianao (-)

ny ahy ny tena tiako
mbola ho faniriako
ny hitiavana ahy
na ory na hahafaly ny fiainako
ary izay niriako
hizara ny hafaliaako
ory raha tomany aho
tena ilay hataonao

Partager namako

Commenter namako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalatiana

Suite