4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Morganne - Lalatiana

Etsy babeko ny zanako izany, avia aty

Aza tomany f’izaho eto ihany, hilalao amin-dry

Ndry anie be ranomaso, izaho efa vizana koa

Sa hihira i Neny? andraso, hira ahoana moa?

Matoria aloha, fa rahampitso indray isika roa hiara-hilalao

Iny hono izy ravorona ô,

Ento manaraka anao...mmmh!



Etsy babeko ny zanako izany, avia aty

Aza tomany f’ity vatomamy, omeko an-dry

Ndry anie be tambitamby, izaho efa vizana koa

Sa hihira i Dada? andraso, hira ahoana moa?

Matoria aloha, fa rahampitso indray isika roa hiara-hilalao

Iny hono izy ravorona ô,

Ento manaraka anao...mmmh!

Partager morganne

Commenter morganne

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalatiana

Suite