4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ho an'iza ny masoandro - Lalatiana

Izaho sy ianao, tsy natao hifoha mba hitaraina

Nomena ahy sy ianao, tanana sy loha afaka ampiasaina



Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,

Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.



Ny Masoandro hitondra hafanàna

Ho an’izay mahay mandray azy…

Manantenà… Mbola ho avy ny maraina



Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,

Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.



Ny Masoandro hitondra hafanàna

Ho an’izay mahay mandray azy…

Manantenà… Mbola hisava ny lanitrao…


Partager ho an'iza ny masoandro

Commenter ho an'iza ny masoandro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalatiana

Suite