4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitiavana - Lalatiana

raha ilay fitiavan’io mbola ve natory

natao tsy hifoha intsony

nahoana no nitairina?

fitia efa zatra niantefa taminao

ninoana tsy ho faty indray

nahoana no nitairina?oh!oh!

nahoan’ianao no nisopatra?

noheverinao fa mety ny misintona sy maka

fa ataona hoe mitoetra eny an-tanan-jazakely

fitioa efa zatra niantefa taminao

ninoana tsy ho faty indray

nahoana no nitairina?oh!oh!nahoan’ianao no miangatra?

ninia tsy hijery ny maso,ny loha.Manganohano miandry nu fitiavanao andalo

fitia efa zatra niantefa taminao.noheverinao fa mety ny misintona sy maka ,fa ataonao hoe eny an-tanan-jazakely

dia ilay fitiavan’io

Partager fitiavana

Commenter fitiavana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalatiana

Suite