4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fa kristy - FEO DIMY

Fa Kristy no tena antony ivelomako

Izy nanavotra ahy oh yeh

                  Jeso oh Mpanafaka ahy ianao

                  Mpamela ny heloko o

                  Vonona aho hanompo Anao



       Tariho aho hanao izay sitrakao

       hikatsaka ny fanjakan’ny Ray

       omeo ahy finoana velona

       fa resinao ny fasana

Partager fa kristy

Commenter fa kristy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEO DIMY