4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rainay - FEO DIMY

Ry Rainay izay any an-danitra

(Hohamasinina anie ny anaranao)

Ho tonga anie ny fanjakanao

(Hatao anie ny sitraponao)

Ny ety an-tany dia toy ny any

(toy ny any an-danitra)

Fa tsara (tsa-tsara)

tsara e

Tsara ianao ry Ray e!

Omeo, omeo anay anio zay sahaza ho anay

Ary mamela anay toy ny efa nifamelanay

Tr-ru-rum Tr-ru-rum Tr-ru-rum

Ary aza mitondra anay

(ho amin’ny fankam-panahy)

Fa hoesorinao aminay

(’zay ratsy nataonay)

Ka hanan-danja ianao sy hanan-kery

(Ary ny voninahitrao)

Fa tsara (tsa-tsara)

tsara e

Tsara ianao ry Ray e!

Ho anao ny fanjakana sy ny hery

Ary ny voninahotra

Mandrakizay, amen

Amen A-men;Amen A-men;Amen,A-men;Amen A-men

A---men, A---men,A---men,A--A---A--A---men


Partager rainay

Commenter rainay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEO DIMY