4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ifaliako - FEO DIMY

Raiko ô! ianao no mpitantanana, N’aiza n’aiza tany alehako

Ka tsy hanan-tahotra aho, fa ny Anaranao

No handresy ny sarotra

Maro ireo fakam-panahy manangoly ny fanahy

Fitsapana mahamay ny androm-piainanay

Moa ny soa ihany ve no horaisintsika ety

Fa ny ratsy koa omeny, hisedrana finoana



Ifaliako izay niomen’i Tompo

Na ny tsara na ny ratsy koa

Ifaliako fa mahasoa

Ifaliako izay nomen’i Tompo

Ifaliako fa mahasoa

Partager ifaliako

Commenter ifaliako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEO DIMY