4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira C'est le bon - Ndondolah sy Tahiry

Je préfère sortir le soir au lieu de rester à l’écart
J’aime être avec mes amis mais je hais le whisky
Han han, han han
C’est le bon, c’est le bon, rire
Le week end c’est le bon !
Han yeah, han (c’est le bon, c’est le bon)
Han yeah , han( le week end c’est le bon )

Han yeah, han

Ary rehefa hariva andao re hitady ny sabotsy hariva iny hifandom-bera
Asivo plus atambaro aminy zay whisky vita gasy cardhu sy milay
Aza adino ny ialahy ny harivariva miara mirevy ny tena ok
Fa tiako loatra ireo donankafo miara mivazo

Fa iny aho no lasa asa ialahy raha anaraka ahy
Ny week end ry zandry dia tena atsiarovako ny any tanàna
Arosohy zato izy e, omeo aloha ny razana
Dia ireo fomba gasy tsy ho very mihintsy na tena hefa katry aza
Alefaso saosisy atao solon ny kitoza
Dia ireo trondro kely aminy lasary manga tsy very aminy taolany a
Aza adino kopy hazo zandry e hi telomako azy
Fa ireo no nahazatra ahy tany an tanàna fa tsy azoko ialana

Han yeah, han (c’est le bon, c’est le bon)
Han yeah ,han (le week end c’est le bon )

Han (rire) yeah , han( le week end c’est le bon )

Je ne bois pas d’alcool, j’espère c’est le bon
J’aime bien les biscuits, chocolat au lait aussi
Et puis les salamis, saucissons, mais le py
Le py je ne veux pas car je suis une nana
x2

Fa iny aho no lasa asa ialahy raha anaraka ahy
Ny week end ry zandry dia tena atsiarovako ny any tanàna
Arosohy zato izy e, omeo aloha ny razana
Dia ireo fomba gasy tsy ho very mihintsy na tena hefa katry aza
Alefaso saosisy atao solon ny kitoza
Dia ireo trondro kely aminy lasary manga tsy very aminy taolany a
Aza adino kopy hazo zandry e hi telomako azy
Fa ireo no nahazatra ahy tany an tanàna fa tsy azoko ialana

Je préfère sortir le soir au lieu de rester à l’écart
J’aime être avec mes amis mais je hais le whisky
Han han, han han
Fa iny aho no lasa asa ialahy raha anaraka ahy
Ny week end ry zandry dia tena atsiarovako ny any tanàna
Arosohy zato izy e, omeo aloha ny razana
Dia ireo fomba gasy tsy ho very mihintsy na tena hefa katry aza
Alefaso saosisy atao solon ny kitoza
Dia ireo trondro kely aminy lasary manga tsy very aminy taolany a
Aza adino kopy hazo zandry e hi telomako azy
Fa ireo no nahazatra ahy tany an tanàna fa tsy azoko ialana

Han yeah, han (c’est le bon, c’est le bon)
Han yeah ,han (le week end c’est le bon )
Han yeah, han (c’est le bon, c’est le bon)
Han yeah , han( le week end c’est le bon )

Han, yeah

Partager c'est le bon

Commenter c'est le bon

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ndondolah sy Tahiry