4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Kamboty fitia - Ndondolah sy Tahiry

Iriako raha tianao

ny tiako sy tianao

Ny mamy niaraha-nifaly

Ny fonao sy ny ahy iriako raha mety

Ho tonga hitambatra ho iray

Ny tianao sy tiako anilan’ny tsara

Tsaroako fa mavesatra

        

        Ekenao ve (2) fa misy

        Fitiavana mamy anatiko ao



Asa re raha kilalao ny fifankatiavantsika roa

Izao fiarahantsika izao na tena matotra tokoa

Fiangaviana ihany ny ahy

Fa tsy voatery ho anao

Ankamantatra ho ahy

Izao fiainantsika izao

    

           Raha kamboty fitia aho dia very

           Tsaroako fa tsy mba ho sambatra any aho

Partager kamboty fitia

Commenter kamboty fitia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ndondolah sy Tahiry