4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ady - Groupe daniela

Mafy e! ny adiko ety

Ary mila hanaketraka ahy

Toa hampitomany

Ireo fizahan-tohetranay



Ref: Na maro aza ireo tsy tia

        Mety hanaketraka ny dia

        Raha mbola hisy koa ny farany

        Tsy ho foana ny fanantenako anao



Matetika aho no esoina

Ary koa haratsiana

Maro ireo te-hamingana ahy

Kanefa handresy hatrany aho



Jesôsy oh! manaiky aho

Ny ho hisany mpanomponao

Na mafy aza ny mahazo ahy

Ho zakaiko nohony aminao


Partager ady

Commenter ady

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Groupe daniela