4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ambarao - Groupe daniela

Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao

Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao

Ambarambarao amin’ny Tompo mahazo anao

Dia tantarao amin’I Jeso ny manjo anao

Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao

Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao

Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao

Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao

Ka tsy niteny ianao tsy nivolana

Ataony ahoana no hamaha ireo olanao

Mivavaha dia lazao Azy

Tsy ho ela Jeso dia ho avy

Tadidio ny tokony hatao

Raha sendra very hevitr’iny ianao

Tsy mandeha alavitra akory

Fa avy hatrany Jeso no antony

Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao

Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao

Ambarambarao amin’ny Tompo mahazo anao

Dia tantarao amin’I Jeso ny manjo anao

Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao

Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao

Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao

Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao

Partager ambarao

Commenter ambarao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Groupe daniela