4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fiaran-danitra - Groupe daniela

Ref: Lalana mankaiza, lalana tonga aiza

        Ny dihanareo ry olona, manotany anao?

        Aza kivy, teneno hoe izy:

        Hatrany andanitra ny farany hoe raha ny dianao



Misy fiaran-danitra mitondra anay mandeha

Tsy natao ho an’olo-tokana io na taxi be

Mandray an’i Jesô ianao, zay no frais

De mihorona tsara mba ho hisan’ny passager



Misy fiara hiray izay milaza izy fa mandeha

Mahasitona olona, mahazo be dia be

Ny mpandeha aho tsy misy mandoha frais

Tsy fiaran-danitra io, fa fiharan’ny afobe



Misy fiaran-danitra mitondra anay mandeha

Lazaiko aminao fa io tsy mba misy arrêt

Izay midina am-pandehanana accidenté

Satana no avy ao aoriana manenjika mafy be








Partager fiaran-danitra

Commenter fiaran-danitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Groupe daniela