4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rahefa any - 'Zay

Ny fiainana dia toy ny rehetra,
tsy maintsy misy fetra.
Tsy afaka hijanona ety ho mandrakizay...
'zay no lahatry ny RAY!
Ka raha ho avy ilay andro voatondro,
hialako ety an-tany.
Ka hoesorina indray tsy ho eo anilanao...
dia izao no ambarako ANAO!

" Tsy mba hanana ahiahy aho rehefa any,
tsy hanenina aho na dia kely aza,
tsy hisento koa,na hitomany,
f'efa teo anilanao tety an-tany...
Ka hiandry am-pitsikiana 'lay fotoana,
'zay natokany hiaviana...
Hanoy indray 'reo 'zay tsy vita,
'LAY FITIAVANA TSY METY HO RITRA...
Hanoy indray 'reo 'zay tsy efa,
'LAY FIARAHANA TSY HANAM-PETRA

Partager rahefa any

Commenter rahefa any

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe 'Zay

Suite