4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola hafa - 'Zay

Ekeko tokoa fa nisy ireo tsy nety natao;
Ireo adalana,haditrana teo anilanao;
Ireo rehetra ireo no nandratra ilay fonao madio;
Ka nampisaraka ny dy.

{Mafy tokoa mantsy ireo 'zay nentinao...
Nefa mbola tsapa hatramin'izao...
Fa ireo 'zay rehetra natao,
mbola mampatsiahy anao,ireo zavatra vita,
tsy hay fafana fa mbola ao anatiko ao,
nataoko ihany,ny hoe anadino anao,
saingy tsy vita:MBOLA HAFA IHANY HOA 'LA HOE TINAO
.....MBOLA HAFA ILAY TINAO

HAFA IHANY ILAY TINAO........

Partager mbola hafa

Commenter mbola hafa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe 'Zay

Suite