4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tandindona - 'Zay

Vahotra ahy,tsy nahita ambara
ho vitaina ihany ve ny tantara
ka handao anao sy tsy ho anao

Eto ve no sampanana
tsy maintsy hisarahana
samy hakaz kho azy
ka handevona
ilay fitia izay niraisana

Eny,raha ho faranana
dia ho tsapa sy tsy azo lavina
fa ho mafy ihany ny hizak'izany
satria ao anatiko ao
dia tavela ilay tandindonao
ka inona no atao

Partager tandindona

Commenter tandindona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe 'Zay

Suite