4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mifankatiava ihany - Solika

Mifankatiava ihany,raha mbola velon'aina
Tsy misy toy izany o! no mampifaly saina
Ny maty efa lasa,tsy azon-tsika atsoina
Isika no mikasa,ny ratsy ho adinona re
Ny maty efa lasa,tsy azon-tsika atsoina
Isika no mikasa,ny ratsy ho adinona!

Ah ah ah tsy fotoana ela,no hipetrahana eto
Ah ah ah andeha re mba hifamela!
Andeha re mba hifamela mba tsy harahin-tsento
Mba tsy harahin-tsento
Andeha re mba hifamela

Partager mifankatiava ihany

Commenter mifankatiava ihany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Solika