4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raozy manambaka raozy - Freddy Ranarison

Raozy any aho manambaka raozy e!
Raozin'ilay malalako ilay malalako samy irery
Fitia tsy varo-maty fa ho doria ho doria
Ny hisaraka aminao dia sanatria (2X)


Adaladala foana ireo tsy tia e!
Mahita atsika roa miara dia sy mifankatia
Na eny andalana eny na eny an-tsena eny an-tsena
Ise kely iany no volamena (2X)

Raozy any aho manambaka raozy e!
Raozin'ilay malalako ilay malalako samy irery
Fitia tsy varo-maty fa ho doria ho doria
Ny hisaraka aminao dia sanatria

Adaladala foana ireo tsy tia e!
Mahita atsika roa miara dia sy mifankatia
Na eny andalana eny na eny an-tsena eny an-tsena
Ise kely iany no volamena

Ise kely iany no volamena...
Ise kely iany....

Partager raozy manambaka raozy

Commenter raozy manambaka raozy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Freddy Ranarison