4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ravoravo - MIKA SY DAVIS

Manakory ’nareo, tsara be mifantsafa

Mbarakaly ’nareo ô,

ino vaovao ino maresaka amina’ reto



Manakory nareo, tsara be mifagnotsafa

Mbarakaly ’nareo ô, i

no vaovao ino maresaka amina’ reto



Ts’isy vaovao ts’isy maresaka, salama tsara be (in-2)



           Nahatongavanay atôy moa ts’isy raha marobe

           ’Zay mitady ny tsara, ’zay mitady hafaliana,

           ’Zay mitady ny soa, ’zay mitady fitiavana,

           ’Zay mitady vaovao mahafaly



           Nahatongavanay atôy...



Nihavianay avy tany, tsisy raha mampalahelo ô

Ary tsisy raha tokony hampiady

F’zay manimanina no tonga mamangy



Tsara zalahy manimanina e, misaotra mamangy (in-2)



          Nahatongavanay atoy moa ts’isy raha marobe

          ’Zay mitady ny tsara, ’zay mitady hafaliana,

          ’Zay mitady ny soa, ’zay mitady fitiavana,

          ’Zay mitady vaovao mahafaly



Ravoravo o, ’zay tonga atôy

Feno hafaliana mahita anareo

Ravoravo o, ’zay tonga aminareo io o

Partager ravoravo

Commenter ravoravo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIKA SY DAVIS