4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Amiako anao - MIKA SY DAVIS

Oooh ooh ooh yeah

Tonga zaho andeha hisôma lamozika

Zegny donko ataoko mbo

Hampitambatra antsika anh hen

Tonga zaho andeha hisôma lamozika

Zegny donko ataoko mbo

Tsy hampisaraka antsika



Mankatia anao

Fô zaho mila anô



Amiako anao ny tegna tsara

Amiako anao ny tegna meva

Fitiavagna ah ah ah

Sy fiarahagna





Allo fô...

Tandrignesa mô...



Ambilé nô zaho mbo hikoragna

Ambarako anao, rah marigna atsia oh yeah

Ambilé nô zaho mbo hikoragna

Atoroko anao, fitiavagna...



Tandrigneso ny hira

Ataovy souvenir ah!



Amiako anao ny tegna tsara

Amiako anao ny tegna meva

Fitiavagna ah ah ah

Sy fiarahagna



Amiako anao ny tegna tsara

Amiako anao ny tegna meva...

Partager amiako anao

Commenter amiako anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIKA SY DAVIS