4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tompo tsara - Ktzat

Ray tsara indrindra ô
Endrey ny halehiben'ny asanao
Zay namorona ny tany sy ny lanitra ary koa
Misy ny andro sy ny alina nataonao
Dia mitory avokoa ny fahendrenao

Refrain :
Ka midera Anao ry Ray
Fa lehibe ny fitiavanao
Raiso re ny fiainako
Fa Ianao no mahafantatra ny làlako
Ka ny sitrakao ry Ray
Dia ekeko fa hahasoa

Fa Ianao ilay niahy sy nitantana ahy
Tamin'ireo sarotra zay nodiaviko tety
Ka nampahery sy nampitràka hatrany
Nony tojo adin-tsaina fitsapana

Refrain :
Ka midera ...

(Instrumental)

Refrain :
Ka midera...

Derao, derao, derao Jeso (x ...)

Partager tompo tsara

Commenter tompo tsara

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ktzat