4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mifona - Ktzat

Ray ô! Be fiantra

Mba mamindra fo amiko

Diovy aho araka ny haben’ny fitiavanao



Tsaroako ny hadisoako

Teo anatrehanao ny otako

Dia taminao ihany Tompo ô!

No nanaovako ny heloko



Ray ô! Be ........... fitiavanao



Teraka aho noho ny heloka

Torotoro tamin’ny ota aho

Vonoy ny heloko rehetra

Ny ranao Tompo ô!

Hanadio ny otako



Ray ô! ..............  fitiavanao

Aza manary ahy hiala Aminao

Omeo fo madio aho

Ray ô! Havaozy, hiorina

Hatrany ilay finoako Anao ry Ray!

Ka andray ny famonjenao

Partager mifona

Commenter mifona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ktzat