4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy mba misy tsy ho diso - Justin RAJORO







Tsy mba misy tsy ho diso

Fa izay mikiry no adala

Ny fitia no hamafiso

Tano mafy tsy hiala

Aoka re tsy ho kirina

Raha toa anarin’olon-tiana

Mibaboha lalandava

Mba ho miramiran-tava





Raha miteny Ndrematoa

Aoka hihaino Ramatoa

Raha mananatra Rafotsy

Aza dia mamotsifotsy



(Miverina in-droa)





Justin RAJORO

Partager tsy mba misy tsy ho diso

Commenter tsy mba misy tsy ho diso

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Justin RAJORO