4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Harivan'ny volan-tantely - Justin RAJORO

(duo lahy sy vavy)



Harivan’ ny volan-tantely

Ilay mahatsara vahiny

Somary manao alin-kely

Izany andro dia tsy misy tsiny



                   Mamiratra re  ny fitia

                   Tomaratra fa vaovao

                   Hiaraka, hiriaria

                   Finaritra fa milalao, ô



                   Fiainana kindrindriana

                   Mitrotro ny saribakoly

                   Finaritra fa samy variana

                   Mibango ny volo, ilay volony oly



Harivan’ ny volan-tantely

Ilay mahatsara vahiny

Somary manao alin-kely

Izany andro dia tsy misy tsiny


Partager harivan'ny volan-tantely

Commenter harivan'ny volan-tantely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Justin RAJORO