4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Efa ela ihany - Jovial

Efa ela ihany aho no naniry hiaraka aminao

Nefa moa ianao tsy taitra akory hatrizay



Ny tena moa tsy manana omena

Ny tena koa tsy dia manam-bola ka tsy sahaza anao angamba



Nefa atao fa fitiavana

Tsy natao hanavakavaka

Rehefa tia dia tena tia



Rehefa any aoriana any

Dia mbola hifankahita ihany

Angamba mety hiova ianao

Ka anorina fitia vaovao



Ny tena moa tsy...

Partager efa ela ihany

Commenter efa ela ihany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jovial